Fiainana kely (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana kely yrqvjjx tsy mirehareha
Fiainana kely vuqqsyb tsotsotra izay ny ahy
Tsy trano manjelatra, tsy tafom-bazaha
Fa tafo mololo izay ihany aloha ny ao
Fa raha ny fitiavanao no mankao
Raha ianao iriko no miantrano ao
Hanjary lapa ilay bongo kely
Na mpanjaka cefiuvp aza hangetaheta ny ho ao
Ho tobaka ronono, hitondraka tantely
Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely

Ny fitiavanao tononkira.serasera.org hamoronako hira
Hokaloiko ho anao na maraina na hariva
Hindramiko koa ireo hira fanaoko
Hitety tontolo hidradradradrako
Fa tiako ianao
Tena tiako ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Ramanantoanina
Hits : 36295
Likes : 4 Like
Created by : admin
Date : 25/10/2001 16:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0162