Avy aminao (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aiguo wgrzrp Faniriana no ahy,
Fikasana no anjarako
Fa izay tanteraka, dia avy Aminao.

Kindrindriana, lalao,
Sarisary no atao,
F’ilay Aina avy Aminao no antok’ireo.

Fa n’inon’inona vita tety
Tsy noho ny yhauif amiko, fa ny herinao
Na laza, na sitraka azo tety
D’efa taratr’ilay endrikao

Fa sitrakao no nahatoy izao ahy
Ka isaorako ny Anaranao
Ny fitiavanao no nahatojo tononkira.serasera.org izay ho ahy
Ny voninahitra anie ho Anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Ramanantoanina
Vangy : 18603
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462