Avy aminao (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriana no ahy,
Fikasana no anjarako
Fa izay tanteraka, dia avy avgcbhk Aminao.
Kindrindriana, lalao,
Sarisary no atao,
F’ilay Aina avy Aminao no antok’ireo.
Fa deuimzji n’inon’inona vita tety
Tsy noho ny amiko, fa ny herinao
Na tononkira.serasera.org laza, na sitraka azo tety
D’efa taratr’ilay endrikao
Fa sitrakao no jkgnyk nahatoy izao ahy
Ka isaorako ny Anaranao
Ny fitiavanao no nahatojo izay ho ahy
Ny voninahitra anie ho Anao.
Fikasana no anjarako
Fa izay tanteraka, dia avy avgcbhk Aminao.
Kindrindriana, lalao,
Sarisary no atao,
F’ilay Aina avy Aminao no antok’ireo.
Fa deuimzji n’inon’inona vita tety
Tsy noho ny amiko, fa ny herinao
Na tononkira.serasera.org laza, na sitraka azo tety
D’efa taratr’ilay endrikao
Fa sitrakao no jkgnyk nahatoy izao ahy
Ka isaorako ny Anaranao
Ny fitiavanao no nahatojo izay ho ahy
Ny voninahitra anie ho Anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 18218
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 10:56
