Avy aminao (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriana no ahy,
Fikasana no ymgatjbs anjarako
Fa izay tanteraka, dia avy Aminao.

Kindrindriana, rrfo lalao,
Sarisary no atao,
F’ilay Aina avy Aminao no antok’ireo.

Fa n’inon’inona vita tety
Tsy noho ny amiko, dzbqwc fa ny herinao
Na laza, na sitraka azo tety
D’efa taratr’ilay endrikao

Fa tononkira.serasera.org sitrakao no nahatoy izao ahy
Ka isaorako ny Anaranao
Ny fitiavanao no nahatojo izay ho ahy
Ny voninahitra anie ho Anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Ramanantoanina
Hits : 18604
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 10:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296