Fitiavana mandrakizay (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zaza ilay fitiavako dia voafinganao sahady
Ilay fonenana namboariko nanjary fo mangadihady
Nifandimby nifanesy nifanosika ny taona
Lay fitia mora resy kiana maina sady tononkira.serasera.org moana

    Dia nofadiako hatreo sy natahorako tokoa
    Ny fanandrana haneho lay fitiavana tao am-poko.
    Nitampify nihafihafy tsy sahy, nangina tsy nahaloa-peo.
    Natahotra fadiranovana, tsy nanana, efa rovitra.

Teny roa toa teny iray, teny vokatry ny fo
No nanome aina indray ilay fitiavana tao am-po

    cwyurrsp Efa maro no niantso anao
dpfbkw    Tsy nahalaza ilay "ianao"
    Ianao ilay nahay namelona
    Lay fitiavana tanatiko tao
    Fitiavako no iantsoako firfw anao
    Fitiavana tokana iray
    Ireo no nahalaza ilay anaranao
    Fitiavana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo Ricky
Vangy : 8052
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/07/2002 12:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391