Mena masoandro (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mena masoandro ny aty
Tsy naharitra aho fa niantso an-kira andry
Mandalo dia lasa tsy mety ho uipvded tamana reo tsiahy
Nantsoiko nefa nangarika ahy
Reo hirako anefa tsy ho lany
Hamangivangiko anao any
Reo tsiky ao am-poko ao tsy mety ho ritra
Fa hanaraka anao jbexbdg tsy haditra zaho
De hiantso anao foana zaho
Hiantso anao zaho refa mody ilay masoandro
Aza manahy intsony ianao
Tsy haharitra aho tsy maintsy ho tonga any
Fa na lavitra any aza no misy andry
Zao hira kfziwkuy izao tsy maintsy ho tongako any
(Zay fa mazotoa daholo ry reto a! tononkira.serasera.org Am-pitiavana)

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 22122
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tahyr'
Daty : 02/07/2004 21:39