Fitiavana mandrakizay (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zaza ilay fitiavako dia voafinganao sahady
Ilay fonenana namboariko nanjary fo mangadihady
Nifandimby xspzh nifanesy nifanosika ny taona
Lay fitia mora resy kiana maina sady moana
Dia nofadiako hatreo sy natahorako tokoa
Ny fanandrana haneho lay fitiavana tao am-poko.
Nitampify nihafihafy tsy sahy, nangina tsy nahaloa-peo.
Natahotra fadiranovana, tsy nanana, tononkira.serasera.org efa rovitra.
Teny roa toa teny iray, teny vokatry ny fo
No nanome aina indray ilay fitiavana tao am-po
Efa maro no niantso anao
Tsy nahalaza ilay "ianao"
Ianao ilay nahay namelona
Lay fitiavana tanatiko tao
esxdo Fitiavako no iantsoako anao
Fitiavana tokana iray
qpmhkddb Ireo no nahalaza ilay anaranao
Fitiavana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Olombelo RickyVisites : 8154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/07/2002 12:43