Efa lasa (ft Kaysha) (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kaysha:
ouh ouh ouh!
mmmmh!
Ilay yxyrlg masonao manganohano ery!
Toa rano raraka eny an-tsisiny!
Efa lasany! efa lasany mitetitety tsy hay
Eny an-tsisiny(x2)
Ireo tantantara tinao averiny
Tsy ho haiko antsoina hoe avereno omofv aty
Efa voafafany, efa voafafany ka tsy misy chcxt azo atao
Ny mihira sy mandihy(x2)
Ref :
Miantso anao any aho ( anaty tebiteby za tomany)
Miandry anao any aho( anaty tebiteby za tomany)
Dia miantso anao tononkira.serasera.org any aho ( na dia manorana aza ny andronay any)
Na na na na...
Olombelona Ricky:
lay tsikinao feno tambitamby
Masoandro hafa hitondra hafanana ety
Eo andrasany! andrasany eo antsefatsefany(antsefatsefany)
Eny antsefatsefany!
Ilay vazovazo sy vazivaziny
Hamafa foana ny ranomasony
Ilay mozikany, mozika miantsoantso mafy anazy
Hitondra anazy andihy (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 4288
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 28/05/2016 00:09