Iny Havako iny (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela loatra ho’aho e
Zay nandehananao tany ’zay
Tsy nisy fotoana nihaonana tononkira.serasera.org aminy e
Nihodina any izy nihodina ndraindray

Toa nahatsiarotsiaro ’reo sary efa lasa
Nanganohano ’zaho omonkuo niandry anao mba ho hita
Tsy nety voafafa ho’aho ireo lasa fahiny
Mbola hiraiko na mamirifiry

* Isan’andininy :
Iny havako iny o! iny
Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily
Iny havako iny o! iny
Raha sendra mandalo enao miandry fona a!

Taiza foana a! taiza enao e!
Mangingina  exbchfy tsy misy mpilalao
Maloka fona tsy nety nazava e!
Ny habakabaka hitambarako aminao

Dia nahatsiarotsiaro ’reo sary nandratra
Nanganohano zaho niandry anao mba ho hita
Tsy nety voafafa ho’aho ireo lasa fahiny
Mbola hiraiko na mamirifiry


--> *

Iny havako vbvttkxo iny (8)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Olombelo Ricky
Hits : 22817
Likes : 2 Like
Created by : thierry
Date : 27/11/2001 07:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317