Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana mandrakizay (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola zaza ilay fitiavako dia voafinganao sahady
Ilay fonenana namboariko nanjary fo mangadihady
Nifandimby dleqmsco nifanesy nifanosika ny taona
Lay fitia mora resy kiana maina sady moana
Dia nofadiako hatreo sy natahorako tokoa
Ny fanandrana haneho lay fitiavana tao am-poko.
Nitampify nihafihafy tsy sahy, nangina tsy nahaloa-peo.
skofqxlr Natahotra fadiranovana, tsy nanana, efa rovitra.
Teny roa ufduxpr toa teny iray, teny vokatry ny fo
No nanome aina indray ilay fitiavana tao am-po
Efa maro no niantso anao
Tsy nahalaza ilay "ianao"
Ianao ilay nahay namelona
tononkira.serasera.org Lay fitiavana tanatiko tao
Fitiavako no iantsoako anao
Fitiavana tokana iray
Ireo no nahalaza ilay anaranao
Fitiavana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 8156
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/07/2002 12:43