Naleoko ihany (ft Liva Andrianavalona) (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko ihany tsy nisy adttommm ianao
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika akia vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay
Avelao, avelao amin’izao
Fa tononkira.serasera.org whvgp ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao fnqiox mihitsy anie aho
Mandehana mahazo
Aza asianao resaka intsony
Izay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika akia vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay
Avelao, avelao amin’izao
Fa tononkira.serasera.org whvgp ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao fnqiox mihitsy anie aho
Mandehana mahazo
Aza asianao resaka intsony
Izay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 21416
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 18:57
