Avelao (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy zay hanan-dratsy aho
Fa ny antsika anie efa ela be
Hadinoko sahady fa nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramizay
Avelao (x2) amin’izao tononkira.serasera.org fa ho namako ianao
Avelao mihintsy ihany aho kdbpafme f’ho namako ianao
Aza asianao resaka intsony
’Zay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahavoa anay hatramizao
Ny deiudwgk lalanao tsy lalako intsony
Samia mandeha xntunkz
F’ireny tantara ireny avalony
F’tsy tiako henony intsony, tsy tiako henony intsony
OLOMBELO RICKY (version BALITA) siks!
Toy zay hanan-dratsy aho
Fa ny antsika anie efa ela be
Hadinoko sahady fa nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramizay
Avelao (x2) amin’izao tononkira.serasera.org fa ho namako ianao
Avelao mihintsy ihany aho kdbpafme f’ho namako ianao
Aza asianao resaka intsony
’Zay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahavoa anay hatramizao
Ny deiudwgk lalanao tsy lalako intsony
Samia mandeha xntunkz
F’ireny tantara ireny avalony
F’tsy tiako henony intsony, tsy tiako henony intsony
OLOMBELO RICKY (version BALITA) siks!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 15065
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tahyr'
Daty : 18/12/2003 01:41
