Ampidiro aloha ny tenimiafina
RABANARIVO(ranabaviko masaka) (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso ’zah’Diso taminao ’zah’
Diso ho'ah 'zah e !
Diso taminao 'zah
Nandiso ho’ah ’zah’!
Diso taminao ’zaho e !
Ref:Ranabaviko masaka e!
Olombelo ’ndraindray mba solafaka
Ranabaviko masaka e!
Mihinam-bary aza ho’ah’ misy latsaka
Ranabaviko masaka e!
Olombelo ’ndraindray mba solafaka
Ranabaviko masaka e!
Mihinam-bary aza anie misy latsaka
(Voazimbazimbako e, mozika fiainantsika ho’aho e!
Voaotako fady fihavanantsika e! eya!) x2
Mifona ho’ah ’zah’
Mifona aminao ’zah’
Hifona ho'ah 'zah e !
Hifona aminao 'zah
Tena diso ho’ah ’zah’
Diso taminao ’zaho e !
Ranabaviko masaka e!
Olombelo ’ndraindray mba solafaka
Ranabaviko masaka e!
Nandiso anie'aho f'aza alatsaka
Ranabaviko masaka e !
'Meo tanana 'ah ho'ah fa tsy afaka
Ranabaviko masaka e !
Nandiso anie'ah f'aza de alatsaka
Voazimbazimbako...
(Diso ’zah ranabavy e!
Diso ’zaho azafady e!) x2
(’fona ’zah ranabavy e!
’fona ’zaho azafady e!) x2
(Diso zaho azafady e !) x4
(Fitiavana voaota fady
Fihavanana lasa mosavy) x2
Diso 'zaho azafady
Azafady e !
Azafady ho'ah
Azafady e !
Hira’olombelona mahalala diso ka mahay mifona sy manetry tena!"Izay manetry tena no ho asandratra"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Olombelo RickyVisites : 5596
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Princio
Date : 11/12/2002 18:11
