Avelao (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy zay hanan-dratsy aho
Fa ny antsika anie efa ela be
Hadinoko sahady fa nandratra ahy

Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramizay

Avelao (x2) amin’izao fa ho namako ianao
Avelao mihintsy ksnpksqr ihany aho hsbxafd f’ho namako ianao

Aza fyjxgjat asianao resaka intsony
’Zay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahavoa anay hatramizao

Ny lalanao tsy lalako intsony
Samia tononkira.serasera.org mandeha
F’ireny tantara ireny avalony
F’tsy tiako henony intsony, tsy tiako henony intsony

OLOMBELO RICKY (version BALITA) siks!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Olombelo Ricky
Hits : 15066
Likes : 1 Like
Created by : tahyr'
Date : 18/12/2003 01:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1303