Ao tsara (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ao foana ve ianao?
Mbola ao tsara ve sa tsy ao?
Hamalifaly anao izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika e! brlgvb
(x2)
Ref:
Dia tononkira.serasera.org ihira aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)
Raha mbola misy foana ilay mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio npszpli ny ao am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay isika
pngy
Mbola ao tsara ve sa tsy ao?
Hamalifaly anao izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika e! brlgvb
(x2)
Ref:
Dia tononkira.serasera.org ihira aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)
Raha mbola misy foana ilay mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio npszpli ny ao am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay isika
pngy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 3831
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : winous
Daty : 28/05/2016 00:07
