Ao tsara (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ao foana ve ianao?
Mbola ao tsara ve sa tsy phod ao?
Hamalifaly anao kqtvxbo izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika e! ybtm
(x2)
Ref:
Dia ihira aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)
Raha mbola misy foana ilay mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio ny ao tononkira.serasera.org am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay isika
Mbola ao tsara ve sa tsy phod ao?
Hamalifaly anao kqtvxbo izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika e! ybtm
(x2)
Ref:
Dia ihira aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)
Raha mbola misy foana ilay mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio ny ao tononkira.serasera.org am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay isika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Olombelo RickyVisites : 3832
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : winous
Date : 28/05/2016 00:07
