Ao tsara (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ao foana ve ianao?
Mbola ao sdkzsuj tsara ve kcyxgyfr sa tsy ao?
Hamalifaly anao izaho e!
Hamalifaly anao,am'lay mozika e!
(x2)

Ref:
Dia ihira tononkira.serasera.org aho e
Dia ihira aho raha ahasambatra anao e
(x4)

Raha mbola misy foana ilay mozika e!
Raha mbola misy dia hifampizan-tsika
Ka raha samy madio ny ao am-pontsika e!
Dia raha samy madio dia miara-sambatra am'zay ppqcft isika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Olombelo Ricky
Hits : 3832
Likes : 0 Like
Created by : winous
Date : 28/05/2016 00:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303