poizina mahery (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Poizina mahery, amin’ny fiainako ianao
Poizina mahery, axcozu mila haningotra ny aiko
Tsy hafaka manoatra aho, fa manaiky didin-jadona
Efa miaikin-doha, aminao
ref:POIZINA MAHERY mpzoch !!!
FAHOTANA IANAO
HASAMBARANA VETIVETY IHANY tononkira.serasera.org !!!
HADALANA IANAO
giesfc FAHOTANA IANAO, RY POIZINA MAHERY !!!
Aleoko manadino anao e!
Fa hanova ny fiainako aho
Aleoko manary anao e!!

--------
Rohy: