poizina mahery (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Poizina mahery, amin’ny fiainako dmnt ianao
Poizina mahery, mila haningotra ny aiko
Tsy hafaka manoatra aho, fa manaiky didin-jadona
Efa miaikin-doha, aminao
ref:POIZINA MAHERY !!!
ssuoktqg FAHOTANA IANAO
HASAMBARANA VETIVETY IHANY !!!
HADALANA IANAO
FAHOTANA pzyedahe IANAO, RY POIZINA MAHERY !!!
Aleoko manadino anao e!
Fa hanova ny fiainako aho
Aleoko manary tononkira.serasera.org anao e!!

--------
Lien: