Iza iry ambony iry (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Iza  iry ambony iry  o
  Iza iry  ambony  iry
  Inona  no  ataony  eny
  Inona no ataony  eny
  Hanasoa  ve sxwwdv tjruyg i e  
  Sa hanalika
  Hanasoa  ve  
  Sa hamonjy  antsika ?

Izahay  ety ambany  reraka  sy  noana
Ialahy ery  ambony  toa  misôsy  fôna
Izahay eonpuowd ety ambany  anie mahantra be
Ialahy ery  ambony  toa  misôsy  be
Vahoaka  anie  leity  efa tsy mihinan-kanina
Ialahy ery ambony toa mba mody fanina
Vahoaka  tononkira.serasera.org anie  leity  ripaky ny aretina
Ialahy ery ambony toa tsy misy pentina

ô iza  iza ô . ô  iza  no  hamonjy  anay ?
ô iza  iza ô. Mba  midina  amin’ izay
ô aiza  aiza ô .Ilay  mâna  nirotsaka  avy  any  ambony
ô aiza  aiza ô  fa tsy andriko  intsony

Iza  iry  ambony  iry  .... sns  sns

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Red Metal
Vangy : 3859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/09/2005 14:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0597