Iza iry ambony iry (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza iry ambony iry o
Iza iry ambony iry
Inona no ataony eny
Inona no ataony eny
Hanasoa ve qhgdj i e
Sa hanalika
Hanasoa ve
Sa hamonjy antsika ?
Izahay ety ambany reraka sy noana
Ialahy ery ambony toa misôsy fôna
Izahay ety ambany anie mahantra be
Ialahy ery ambony toa misôsy be
Vahoaka anie leity efa tsy mihinan-kanina
Ialahy ery ambony toa mba mody fanina
Vahoaka anie leity mrxkb ripaky ny aretina
Ialahy ery ambony toa tsy misy pentina
ô iza iza ô . ô iza no hamonjy anay ?
ô iza iza ô. Mba midina amin’ izay
ô aiza aiza ô .Ilay vfynxige mâna nirotsaka tononkira.serasera.org avy any ambony
ô aiza aiza ô fa tsy andriko intsony
Iza iry ambony iry .... sns sns
Iza iry ambony iry
Inona no ataony eny
Inona no ataony eny
Hanasoa ve qhgdj i e
Sa hanalika
Hanasoa ve
Sa hamonjy antsika ?
Izahay ety ambany reraka sy noana
Ialahy ery ambony toa misôsy fôna
Izahay ety ambany anie mahantra be
Ialahy ery ambony toa misôsy be
Vahoaka anie leity efa tsy mihinan-kanina
Ialahy ery ambony toa mba mody fanina
Vahoaka anie leity mrxkb ripaky ny aretina
Ialahy ery ambony toa tsy misy pentina
ô iza iza ô . ô iza no hamonjy anay ?
ô iza iza ô. Mba midina amin’ izay
ô aiza aiza ô .Ilay vfynxige mâna nirotsaka tononkira.serasera.org avy any ambony
ô aiza aiza ô fa tsy andriko intsony
Iza iry ambony iry .... sns sns
--------
Lien:
