Iza iry ambony iry (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Iza  iry ambony iry  o
  Iza kggb iry  ambony  iry
  Inona  no  ataony  eny
  Inona no ataony  eny
  Hanasoa  uvcsv ve i e  
  Sa hanalika
  Hanasoa  ve  
  Sa hamonjy  antsika ?

Izahay  ety ambany  reraka  sy  noana
Ialahy ery  ambony  toa  misôsy  fôna
Izahay ety ambany  anie tononkira.serasera.org mahantra be
Ialahy ery  ambony  toa  misôsy  be
Vahoaka  anie  leity  efa tsy mihinan-kanina
Ialahy ery ambony toa mba mody fanina
Vahoaka  anie  leity  ripaky ny aretina
Ialahy ery ambony toa tsy misy pentina

ô iza  iza ô . ô  iza  no  hamonjy  anay ?
ô iza  iza ô. Mba  midina  amin’ izay
ô aiza  aiza ô .Ilay  mâna  nirotsaka  avy  any  ambony
ô aiza  aiza ô  fa tsy andriko  intsony

Iza  iry  ambony xeeaps  iry  .... sns  sns

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Red Metal
Hits : 3943
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/09/2005 14:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297