Habibiana (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahatsiaro irery ity olona iray ka lasa nivezivezy
Nitady fahafinaretana maro manerana ny tany
Ireo olona sendra azy t@ izany dia toa ratsy fanahy
Mpamadika sy mpiatsara vela-tsihy
Sahy mandevo ny voa
Nindramina valifaty
Ireo tjybnyg biby olona jqtph ireo
Tsy manana fo mihantra
Mihantra ireo mszmb olon-dresy
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny fiainana ety no toa feno habibiana ?
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny tononkira.serasera.org olona mora resin’ny hakiviana ?
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny olona ety no toa feno habibiana ?
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny olona mora resin’ny hakiviana ?

--------
Rohy: