Habibiana (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahatsiaro irery ity olona iray ka lasa nivezivezy
Nitady fahafinaretana maro manerana ny tany
Ireo olona sendra azy t@ izany dia toa ratsy fanahy
Mpamadika sy mpiatsara vela-tsihy
Sahy mandevo ny voa

Nindramina valifaty
Ireo biby olona ireo
Tsy manana fo mihantra
Mihantra ireo olon-dresy

Nahoana re !!! IE ! ie ! ny fiainana ety no toa feno habibiana ?
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny olona mora resin’ny hakiviana ?
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny olona ety no toa feno habibiana ?
Nahoana re !!! IE ! ie ! ny olona mora resin’ny hakiviana ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Red Metal
Hits : 1209
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 02/02/2018 08:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0711