Ho an'i Neny (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa misy manana fitia kekh mihoatra noho ianao?
Raha fandeferana tsy misy azo tononkira.serasera.org ampitahaina
Olona iray tsy manam-paharoa
Tsy iza izany fa ianao dia ianao ry neniko

Ry Neny o tianay loatra ianao
Indro vavaka no pnrmwbi hasandratray ho anao
Dia ny ho lava andro hiainana
Ny fiainanao ho feno fitahiana

Ry Andriamanitra o mba henoy ny vavaka
Avy ao am-ponay ho an'ity reny malalanay
Ny fahasoavanao no hirotsaka aminy
Fifaliana zlkrjd anie no hameno ny fiainany

A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rbrl
Vangy : 1248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 18:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031