Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho an'i Neny (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa misy manana tononkira.serasera.org fitia mihoatra noho ianao?
Raha fandeferana tsy ldqgm misy azo ampitahaina
Olona iray tsy manam-paharoa
Tsy iza izany fa ianao dia ianao ry neniko
Ry Neny o tianay loatra ianao
Indro vavaka no hasandratray ho anao
Dia ny ho lava andro hiainana
Ny fiainanao ho ddtaxl feno fitahiana
Ry Andriamanitra o mba henoy ny vavaka
Avy ao am-ponay ho an'ity reny malalanay
Ny fahasoavanao hcoesq no hirotsaka aminy
Fifaliana anie no hameno ny fiainany
A/C: Fitiavana Rbrl
Raha fandeferana tsy ldqgm misy azo ampitahaina
Olona iray tsy manam-paharoa
Tsy iza izany fa ianao dia ianao ry neniko
Ry Neny o tianay loatra ianao
Indro vavaka no hasandratray ho anao
Dia ny ho lava andro hiainana
Ny fiainanao ho ddtaxl feno fitahiana
Ry Andriamanitra o mba henoy ny vavaka
Avy ao am-ponay ho an'ity reny malalanay
Ny fahasoavanao hcoesq no hirotsaka aminy
Fifaliana anie no hameno ny fiainany
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RbrlHits : 1180
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:00
