NY ZANAKO (Razilinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny zanako mantsy ka zanako
Izy no hany fananako
Izy no tompon’ny aiko
Mpandidy sy tena mpibaiko
Ninomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Ka tsy pxvzonkh nilako mpijery
Ny zavatra vitan’ ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na inona zffjwsl loza hiantra
Ny zanako tononkira.serasera.org tsy mba hahantra
Aina avy amin’ ny aina
Ka tsy mpiyy afoiko hiferinaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Razilinah
Vangy : 6386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 28/11/2003 01:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299