NY ZANAKO (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uggzxi Ny zanako mantsy ka zanako
Izy no hany fananako
Izy no tompon’ny aiko
Mpandidy lsbcl sy tena mpibaiko
Ninomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Ka tsy nilako mpijery
Ny zavatra vitan’ ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na inona loza hiantra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin’ ny aina
Ka tononkira.serasera.org kvil tsy afoiko hiferinaina
Izy no hany fananako
Izy no tompon’ny aiko
Mpandidy lsbcl sy tena mpibaiko
Ninomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Ka tsy nilako mpijery
Ny zavatra vitan’ ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na inona loza hiantra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin’ ny aina
Ka tononkira.serasera.org kvil tsy afoiko hiferinaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RazilinahVisites : 6469
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 28/11/2003 01:52
