AZA OMENA TSINY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza omena tsiny fa vahiny
Aza arahin-tody btau fa tsikirity momba fody
Tena adala tononkira.serasera.org tsy mba nahalala
Aza omena tsiny fa resy izaho ankehitriny
Raha nampoiziko fa nisy fandrika ny lalako
Dia oqhqq naleoko niova dmdcc toera-nodiaviko
Raha mba tsinjoko fa nisy fintana eo alohako
Dia naleoko lalan-kafa no nizorako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazilinahVangy : 4947
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 28/11/2003 01:51