AZA OMENA TSINY (Razilinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza omena tsiny fa vahiny
Aza arahin-tody fa tsikirity momba fody
Tena tcroirzq adala tsy wbukmyql mba nahalala
Aza omena tsiny fa resy izaho ankehitriny
Raha nampoiziko fa nisy fandrika ny lalako
Dia naleoko niova gvus toera-nodiaviko
Raha mba tsinjoko fa nisy fintana eo alohako
Dia naleoko tononkira.serasera.org lalan-kafa no nizorako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RazilinahVisites : 4946
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 28/11/2003 01:51