Mankasitraka (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankasitraka
Isaoranay Ianao Ry Ray, nomba anay Ianao
Niara-dàlana taminay Ianao ka isaoranay
Teo tokoa ny fanampianao, ny fitiavanao
Teo anilanay hatrany tononkira.serasera.org Ianao Ray ka isaoranay
Ireo fitsapana azonay, mila tsy ho zakanay
Nefa Ianao no nampahery anay ka ankasitrahanay
Tao ny latsa sy ny eson-teny, tao ny ady mahamay
Teo Ianao no nampahery anay ka ankasitrahanay.
Raha ny fitoriana ataonay, tsy ho hefanay
Saingy efa noekenay Ray ka tanterahinay
Ny afezt ady amin’I satana anie sy ny asany
Tena ilanao ny finoanay vao tanterahinay
Ireo ‘zay mahadomelina tinao hofongorinay
Ka ywob notafianao hery izahay entinay manohitra
Fa Ianao zay maniraka fantatray fa tia anay
‘zany indrindra no rqwz maminay Ray ka
Mankasitraka izahay!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 21/01/2015 08:53