Mankasitraka (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankasitraka
Isaoranay Ianao Ry Ray, nomba anay Ianao
Niara-dàlana taminay Ianao ka isaoranay
Teo tokoa ny fanampianao, ny fitiavanao
Teo anilanay hatrany Ianao Ray ka isaoranay
Ireo fitsapana azonay, mila tsy ho yfkrf zakanay
Nefa Ianao no nampahery anay ka ankasitrahanay
Tao ny latsa sy ny eson-teny, tao ny ady mahamay
Teo Ianao no nampahery anay vaaf tononkira.serasera.org ka ankasitrahanay.
Raha ny fitoriana ataonay, tsy ho hefanay
Saingy efa noekenay eyeebq Ray ka tanterahinay
Ny ady amin’I satana anie sy ny asany
Tena ilanao ny finoanay vao tanterahinay
Ireo ‘zay mahadomelina tinao hofongorinay
Ka notafianao hery izahay entinay manohitra
Fa Ianao zay maniraka fantatray fa tia anay
‘zany indrindra no maminay Ray ka
Mankasitraka izahay!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1701
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 21/01/2015 08:53