KRISTY NO FAHAMARINANA (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eqjqrma 1. Tohizo ny antso samy handre ny mpiara-belona
Faingana ry miaramilan'i Kristy
Sao difotry ny rano sy ala kitroka
'Reo ondry very mbola ao lmwm am-balany
Ref: Ry tononkira.serasera.org mpino namako ô
Mitsangàna ka sahia
Torio 'lay kintana mazava dia Kristy
'Zay mamerina ny maro ho @fahamarinana
Dia hamiratra mandrakizay doria
2. Ireo toaka sy karazan-java-mahadomelina
'Zay fototry ny ratsy ety an-tany ety
No ala kitrokin'ny saina, fo, fanahy
Ka mora wkmyjx andairan'ny aretina SIDA
Ref:Ry mpino namako ô................
3. Ny Rantsana Fanantenana androany miantso anao
Handao ny ratsy ka hiova olom-baovao
Fa raha manaiky ianao ny handray an'i Kristy
Hamiratra aminao ny voninahiny
Ref:Ry mpino namako ô...............
Faingana ry miaramilan'i Kristy
Sao difotry ny rano sy ala kitroka
'Reo ondry very mbola ao lmwm am-balany
Ref: Ry tononkira.serasera.org mpino namako ô
Mitsangàna ka sahia
Torio 'lay kintana mazava dia Kristy
'Zay mamerina ny maro ho @fahamarinana
Dia hamiratra mandrakizay doria
2. Ireo toaka sy karazan-java-mahadomelina
'Zay fototry ny ratsy ety an-tany ety
No ala kitrokin'ny saina, fo, fanahy
Ka mora wkmyjx andairan'ny aretina SIDA
Ref:Ry mpino namako ô................
3. Ny Rantsana Fanantenana androany miantso anao
Handao ny ratsy ka hiova olom-baovao
Fa raha manaiky ianao ny handray an'i Kristy
Hamiratra aminao ny voninahiny
Ref:Ry mpino namako ô...............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 750
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 22/02/2023 11:03
