Derao Derao (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao, dxiq Jehovah Tomponao
Ankalazao koa, ny Voninahiny
Derao derao, Jesosy Tomponao
Fa mandrakizay ny famindrapony
Ireo tononkira.serasera.org helokao sy otanao
Ho afaka tokoa raha amino ianao
Indrindra koa raha matoky ianao
Fa Izy no Jesoa Mpamonjinao
Derao derao, Jehovah Tomponao
Fa lehibe tokoa ny fanafahany
Derao derao, Jesosy Tomponao
Sy ny fanahy koa mpananatra anao
Ny toaka sy rongony paraky sy sigara
Ny adalanao ny toetra ratsinao
Izay ozaapu rehetra mangeja anao
Hoa afaka tokoa rah amino ianao mbbye
Ankalazao koa, ny Voninahiny
Derao derao, Jesosy Tomponao
Fa mandrakizay ny famindrapony
Ireo tononkira.serasera.org helokao sy otanao
Ho afaka tokoa raha amino ianao
Indrindra koa raha matoky ianao
Fa Izy no Jesoa Mpamonjinao
Derao derao, Jehovah Tomponao
Fa lehibe tokoa ny fanafahany
Derao derao, Jesosy Tomponao
Sy ny fanahy koa mpananatra anao
Ny toaka sy rongony paraky sy sigara
Ny adalanao ny toetra ratsinao
Izay ozaapu rehetra mangeja anao
Hoa afaka tokoa rah amino ianao mbbye
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1761
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 14/05/2016 12:01
