Derao Derao (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao derao, Jehovah Tomponao
Ankalazao koa, ny Voninahiny
Derao derao, Jesosy tononkira.serasera.org Tomponao
Fa brsim mandrakizay ny famindrapony
Ireo helokao sy otanao
Ho afaka tokoa raha amino ianao
Indrindra koa raha matoky ianao
Fa Izy no fptyemtv Jesoa Mpamonjinao
Derao derao, Jehovah Tomponao
Fa lehibe qeljy tokoa ny fanafahany
Derao derao, Jesosy Tomponao
Sy ny fanahy koa mpananatra anao
Ny toaka sy rongony paraky sy sigara
Ny adalanao ny toetra ratsinao
Izay rehetra mangeja anao
Hoa afaka tokoa rah amino ianao
Ankalazao koa, ny Voninahiny
Derao derao, Jesosy tononkira.serasera.org Tomponao
Fa brsim mandrakizay ny famindrapony
Ireo helokao sy otanao
Ho afaka tokoa raha amino ianao
Indrindra koa raha matoky ianao
Fa Izy no fptyemtv Jesoa Mpamonjinao
Derao derao, Jehovah Tomponao
Fa lehibe qeljy tokoa ny fanafahany
Derao derao, Jesosy Tomponao
Sy ny fanahy koa mpananatra anao
Ny toaka sy rongony paraky sy sigara
Ny adalanao ny toetra ratsinao
Izay rehetra mangeja anao
Hoa afaka tokoa rah amino ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1762
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 14/05/2016 12:01
