TARANAKA VOAFIDY (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taranaka voafidy isika natao haneho ny hatsarany
'zay rehetra ilaiko azoko avokoa
Haiko izao iza moa aho BIS
Mino izay hiheverany ahy, tononkira.serasera.org zay lazainy ho ahy
Zay hitondrany ahy, haiko gwfi iza moa aho BIS
Mandeha fyjcl amin'ny hery aho
Mandeha amin'ny fahagagana
Hiaina amin'ny fahasoavanao

Oh oh oh oh oh oh oh oh tgijtn haiko iza moa aho ×4

Masina aho
Marina ao aminy
Manana aho
Tena tsara indrindra

Mandeha amin'ny hery aho...×2

Jereo anie fa mahagaga
Tsy mampanahy zay mitranga a
Feno voninahiny
Haiko iza moa aho BIS

Oh oh oh oh oh oh oh oh haiko iza moa aho ×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046