Isaoranay (Hira faneva faha-80 taonan'ny SVM Ambaniala Malala) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isaoranay Anao nitantana hatrizay
Nahalavorary ireo rehetra nataonay
Fa maminay ny asa sy fanoloran-tena
Ka mbola hidera sy hankalaza Anao zahay
Refrain
Jesoa, omeo taona maro indray
Hamindrao fo ka ataovy fianarana izahay
Tianay sy maminay ianao
Arovy sy tantano ny fikambananay
2. Fa mbola tena maro ireo izay tsy tononkira.serasera.org efanay
Lazaina ny teninao, lruthrap hanarina hatrany
Ekenay ny hanome ny tena sy hanokana
Ny aminay mba hitoriana ho azy ireo
3. Ny hoavy apetrakay am-pelatànanao
Ka hirinay hatrany, Jesoa no hanjaka yuhn ao
Arovy amin'ireo fakam-panahy ilay
Fanolorana tena qrwb sy fanahinay
Nahalavorary ireo rehetra nataonay
Fa maminay ny asa sy fanoloran-tena
Ka mbola hidera sy hankalaza Anao zahay
Refrain
Jesoa, omeo taona maro indray
Hamindrao fo ka ataovy fianarana izahay
Tianay sy maminay ianao
Arovy sy tantano ny fikambananay
2. Fa mbola tena maro ireo izay tsy tononkira.serasera.org efanay
Lazaina ny teninao, lruthrap hanarina hatrany
Ekenay ny hanome ny tena sy hanokana
Ny aminay mba hitoriana ho azy ireo
3. Ny hoavy apetrakay am-pelatànanao
Ka hirinay hatrany, Jesoa no hanjaka yuhn ao
Arovy amin'ireo fakam-panahy ilay
Fanolorana tena qrwb sy fanahinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 10/01/2026 00:16
