Tompo Malalako (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra Tsitoha, ry tononkira.serasera.org Rainay be indrafo
Mivavaka zhshjc Aminao 'zahay, mamindrà fo aminay
Moa ve valin'ota izao, sa tena sedra avy Aminao?
Aneneno re raha sitrakao, fa mafaitra loatra izao
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho zmbwa fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana
2) Miharatsy hatrany hatrany, ny fiainanan-tany
Tena satriko raha dieny izao, ry Jesoa dia uqvae tonga Ianao
Nefa moa ataoko ahoana, fa Anao ny fotoana
Andriko Ianao ry Tompoko, satria efa anjarako
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mai 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 499
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 12:00