Raha toa ka fitsapana (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Dia ataoko ahoana re ry Jesôsy Tompo be fitia no wmdxoy fijery
Ity loza marobe izay manjo ity firenena ity
Nefa moa tsy misy azoko atao fa mivavaka Aminao
Ahinjiro re izany sandrinao, atsaharo izao

REF:
Miantso ygyykc Anao aho re ry tononkira.serasera.org Tompo tia, ka mba mamalia
Aza avelanao ho rendrika ity firenena ity
Nefa moa raha toa k' izay no làlana tsy maintsy sedraina
Tsy maninona fa Ianao ry Ray no Andriamanitray


2) Raha toa ka fitsapana avy Aminao sa koa valin'ota efa natao
Izao fahantrana lalina izao dia hifonako Aminao
Eto am-pototry ny hazo fijalianao no mivalo mitalaho
Ry Andriamanitra Tompo Tsitoha, amindrao fo

REF:
Miantso Anao aho etzsrpxh re ry Tompo tia, ka mba mamalia
Aza avelanao ho rendrika ity firenena ity
Nefa moa raha toa k' izay no làlana tsy maintsy sedraina
Tsy maninona fa Ianao ry Ray no Andriamanitray


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM RF-FJKM Bemasoandro Itaosy
Août 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Vangy : 22
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 27/10/2026 14:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287