Ampidiro aloha ny tenimiafina
INONA NO HAVALIKO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oyuaasx INONA NO HAVALIKO?
Inona no havaliko Anao ry Jesoa Tompo
Noho ny soa 'zay efa nomenao zqmvlzl hatramizay
Tsy tambo isaina isan'andro isa-maraina
Ny fahasoavana natosakao ry Ray
REF:
Tsy nojerenao akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
Ny mbola angatahako Aminao ry Jesoa Tompo
Dia ny hanomezanao ahy fo mahay zefk mitia
Ka tsy hankahala fa hanome 'zay tena tsara
Na ireo mpanenjika na mpankafy
REF:
Tsy nojerena akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako Anao ny andro tononkira.serasera.org sisako
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 745
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 10/10/2023 12:05