FALIFALY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
alhak Faly miarahaba anareo izahay
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa

REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena


Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra gyjyc tokoa, fa tononkira.serasera.org nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy sy fo?

REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro zjqak volamena

(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Vangy : 628
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/10/2023 12:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.18