Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anjarako (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny ampitsoko Jesoa dia tsy mbola fantatra
'Zay ambadiky tononkira.serasera.org ny fjhjoqa anio dia tena ankamantatra
Fa ny fantatro dia izao, tsy hanary ahy Ianao
Ary nntys hanampy ahy amin'izay sarotra atao
REF: Na mafonja aza ity vesatra lanjaiko ity
Hahatsiarovako ilay nentinao namonjy ahy tao Kalvary
Ka mahatoky aho Mpamonjy tia
Tsy hiala ao Aminao aho raha mbola ety
2) Dia mitohy ny làlako sady mbola lavitra
Dia mitohy koa ny tantarako mety hivadibadika
Miovaova mantsy izao hita maso rehetra izao
Fa ny tanjoko dia hiafara ao Aminao

Na mafonja aza ity vesatra lanjaiko ity

Fa anjarako Ianao mandrakizay doria
Fa anjarako Ianao mandrakizay doria
Fa anjarako Ianao mandrakizay doria
SVM-RF FJKM Bemasoandro eopwtquo Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By: Sandy RANDRIANAIVO
Janvier 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 250
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 27/03/2026 10:55