Ny marina amin'ny finoana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao 'lay Andriamanitra tokana ihany (ianao Andriamanitra)
Tompon'ny fahefana sy avo indrindra
Hoanao irery ihany
Hoanao hatrany
Saotra dera laza
Sy voninahitra ,sy voninahitra
Ref: (andeha) Kantsahiko aloha
Ny fanjakanao sy ny Fahamarinanao
Dia hanampy ahy izao rehetra izao
(Satria) Ny marina amin'ny finoana no hovelona
Ho velona mandrankizay
Fa ao ami_nao no misy ilay tena hazavana
(Fa ao ami_nao dia )
Ao aminao hatrany no xshx tsara hiafarana a
Tafio fahendrena, Hahay hanetrintena
Ireo fatram_paniry
Sy izay mitady ocuvyp anao ,Sy izay tononkira.serasera.org mitady anao
Ref:...(...)
Ny asa fanom_poana tsimaintsy efaina (tsarovy kanefa fa)
Tery ny lalana tsimaintsy hombana
Aleo mampiseho
Sy hanandram_peo fa
Tsara ny midera euqtzwxx
Sy mankalaza anao
Sy mankalaza anao
Ref:×2
Tompon'ny fahefana sy avo indrindra
Hoanao irery ihany
Hoanao hatrany
Saotra dera laza
Sy voninahitra ,sy voninahitra
Ref: (andeha) Kantsahiko aloha
Ny fanjakanao sy ny Fahamarinanao
Dia hanampy ahy izao rehetra izao
(Satria) Ny marina amin'ny finoana no hovelona
Ho velona mandrankizay
Fa ao ami_nao no misy ilay tena hazavana
(Fa ao ami_nao dia )
Ao aminao hatrany no xshx tsara hiafarana a
Tafio fahendrena, Hahay hanetrintena
Ireo fatram_paniry
Sy izay mitady ocuvyp anao ,Sy izay tononkira.serasera.org mitady anao
Ref:...(...)
Ny asa fanom_poana tsimaintsy efaina (tsarovy kanefa fa)
Tery ny lalana tsimaintsy hombana
Aleo mampiseho
Sy hanandram_peo fa
Tsara ny midera euqtzwxx
Sy mankalaza anao
Sy mankalaza anao
Ref:×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 199
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 14/06/2026 12:26
