Ny marina amin'ny finoana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao 'lay Andriamanitra tokana ihany (ianao Andriamanitra)
Tompon'ny fahefana sy avo indrindra
Hoanao irery ihany
Hoanao hatrany
Saotra dera laza
Sy voninahitra ,sy pqnm voninahitra
Ref: (andeha) Kantsahiko aloha
Ny fanjakanao sy ny Fahamarinanao
Dia hanampy ahy izao rehetra izao
(Satria) Ny marina vjwolij amin'ny finoana no hovelona
Ho velona mandrankizay
Fa ao ami_nao no misy tononkira.serasera.org ilay xcbqkj tena hazavana
(Fa ao ami_nao dia )
Ao aminao hatrany no tsara hiafarana a
Tafio fahendrena, Hahay hanetrintena
Ireo fatram_paniry
Sy izay mitady anao ,Sy izay mitady anao
Ref:...(...)
Ny asa fanom_poana tsimaintsy efaina (tsarovy kanefa fa)
Tery ny lalana tsimaintsy hombana
Aleo mampiseho
Sy hanandram_peo fa
Tsara ny midera
Sy mankalaza anao
Sy mankalaza anao
Ref:×2
Tompon'ny fahefana sy avo indrindra
Hoanao irery ihany
Hoanao hatrany
Saotra dera laza
Sy voninahitra ,sy pqnm voninahitra
Ref: (andeha) Kantsahiko aloha
Ny fanjakanao sy ny Fahamarinanao
Dia hanampy ahy izao rehetra izao
(Satria) Ny marina vjwolij amin'ny finoana no hovelona
Ho velona mandrankizay
Fa ao ami_nao no misy tononkira.serasera.org ilay xcbqkj tena hazavana
(Fa ao ami_nao dia )
Ao aminao hatrany no tsara hiafarana a
Tafio fahendrena, Hahay hanetrintena
Ireo fatram_paniry
Sy izay mitady anao ,Sy izay mitady anao
Ref:...(...)
Ny asa fanom_poana tsimaintsy efaina (tsarovy kanefa fa)
Tery ny lalana tsimaintsy hombana
Aleo mampiseho
Sy hanandram_peo fa
Tsara ny midera
Sy mankalaza anao
Sy mankalaza anao
Ref:×2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAHits : 135
Likes : 1 Like
Created by : Makbank
Date : 14/06/2026 12:26
