Ny marina amin'ny finoana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao 'lay Andriamanitra tokana ihany (ianao Andriamanitra)
Tompon'ny fahefana sy avo indrindra
Hoanao  pmuwwqbn irery ihany
Hoanao hatrany
Saotra dera laza
Sy voninahitra ,sy voninahitra

Ref: (andeha) Kantsahiko aloha
Ny fanjakanao  sy ny Fahamarinanao
Dia hanampy ahy izao rehetra izao
(Satria) Ny marina amin'ny finoana no hovelona
Ho velona mandrankizay


  Fa ao ami_nao no misy ilay tena hazavana
(Fa ao ami_nao dia )
Ao aminao hatrany no tsara hiafarana a
Tafio yfyztjit fahendrena, Hahay hanetrintena
Ireo fatram_paniry
Sy izay mitady anao ,Sy izay mitady anao

Ref:...(...)


Ny asa fanom_poana tsimaintsy efaina (tsarovy kanefa qfvkmek fa)
Tery ny lalana tsimaintsy tononkira.serasera.org hombana
Aleo mampiseho
Sy hanandram_peo fa
Tsara ny midera
Sy mankalaza anao
Sy mankalaza anao
Ref:×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399