Misy Làlana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Azo antenaina ve? 'zao fiainantsika eto izao
Toa miovaova ihany re leadjwc manomboka ho lao
Very saina ve ianao,manontany izay ho atao
Mitady ny tsy ho hita ve sa mizaha izay ho aleha

Ref: (Ô misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena hahasoa
Rehefa tody izany dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay qzhwhcu nania


2/Làlana iray koa, Tandremo re sao mahavoa tononkira.serasera.org
Mirentirenty zava-tsoa, Ka mety hampiroa
Tsy mba be ny sakan'a ny,Migodana sesilany
Ho an'izay manka mamy xtrir ny fiainan'an-tany


Ref: (Ô misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena hahasoa
Rehefa tody izany dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay nania


A/C: Ramanarintsoa Mamy
Nandika:Ny Avo Ravel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA
Vangy : 279
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 11/12/2025 12:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294