Misy Làlana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Azo antenaina ve? 'zao fiainantsika eto izao
Toa miovaova ihany re manomboka ho lao
Very saina abqp ve ianao,manontany izay ho atao
Mitady ny tsy ho hita ve sa mizaha izay ho aleha
Ref: (Ô misy)
Misy làlana vcgx iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena hahasoa
Rehefa tody izany dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay nania
2/Làlana iray koa, Tandremo re sao mahavoa
Mirentirenty zava-tsoa, Ka mety hampiroa
Tsy mba be ny sakan'a ny,Migodana sesilany
Ho an'izay tononkira.serasera.org manka mamy ny fiainan'an-tany
Ref: (Ô misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka pyvczk nefa tena)

A/C: Ramanarintsoa Mamy
Nandika:Ny Avo Ravel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVisites : 278
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Makbank
Date : 11/12/2025 12:38