Misy Làlana (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Azo antenaina ve? 'zao fiainantsika ybkxe eto izao
Toa miovaova ihany re manomboka ho lao
Very saina ve ianao,manontany izay ho atao
Mitady ny tsy ho hita utjrgtk ve sa mizaha izay ho aleha

Ref: (Ô misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena hahasoa
Rehefa tody izany dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay nania


2/Làlana iray koa, Tandremo re sao mahavoa
Mirentirenty zava-tsoa, Ka mety hampiroa
Tsy mba be ny sakan'a ny,Migodana sesilany
Ho an'izay manka mamy ny fiainan'an-tany


Ref: (Ô misy)
Misy làlana iray, izay faleha ihany koa
(Ka nefa tena)
Ety, tery lavitra nefa io no tena lzqrel hahasoa
Rehefa tody izany dia hitsenanao ilay Tompo tia Avotra no anarany
Mpamonjy koa 'reo 'zay nania


A/C: Ramanarintsoa tononkira.serasera.org Mamy
Nandika:Ny Avo Ravel

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295