Manatreha Ianao Fanahy (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Manatreha Ianao Fanahy
Eto miaraka aminay
Hiasa fenoy ny Herinao
Hasehoy ny Hatsaranao
Ref: Hanazava ny saina
Hanadio ny fonay
Hanamarina anay
Hanitsy lpzljtq ny làlanay
Hameno Fitiavana
Fahendren'ny fo Fanahy
2/ Maro ny Fankam-panahy
Mahatonga ahiahy
Nefa ampy ho cqjzpx anay
Ianao Fanahy Masina
Ref:(...)
3/ Fanahy Masina ô midina
Hanoro ny soa iatahho tononkira.serasera.org hatrany
Tokinay sy tanjakay
Amin'ny fiainanay
Ref:(...)
Lanto Ravel A/C
Eto miaraka aminay
Hiasa fenoy ny Herinao
Hasehoy ny Hatsaranao
Ref: Hanazava ny saina
Hanadio ny fonay
Hanamarina anay
Hanitsy lpzljtq ny làlanay
Hameno Fitiavana
Fahendren'ny fo Fanahy
2/ Maro ny Fankam-panahy
Mahatonga ahiahy
Nefa ampy ho cqjzpx anay
Ianao Fanahy Masina
Ref:(...)
3/ Fanahy Masina ô midina
Hanoro ny soa iatahho tononkira.serasera.org hatrany
Tokinay sy tanjakay
Amin'ny fiainanay
Ref:(...)
Lanto Ravel A/C
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAVangy : 209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makbank
Daty : 15/06/2026 08:40
