Manatreha Ianao Fanahy (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Manatreha Ianao Fanahy
Eto miaraka aminay
Hiasa fenoy ny Herinao
Hasehoy ny Hatsaranao
Ref: tononkira.serasera.org Hanazava ny saina
Hanadio ny fonay
Hanamarina anay
Hanitsy ny làlanay
Hameno Fitiavana
Fahendren'ny fo Fanahy
2/ Maro ny Fankam-panahy
Mahatonga ahiahy
Nefa ampy fvhzpph ho anay
Ianao Fanahy Masina
Ref:(...)
3/ Fanahy poaqkjm yesiugwh Masina ô midina
Hanoro ny soa hatrany
Tokinay sy tanjakay
Amin'ny fiainanay
Ref:(...)
Lanto Ravel A/C
Eto miaraka aminay
Hiasa fenoy ny Herinao
Hasehoy ny Hatsaranao
Ref: tononkira.serasera.org Hanazava ny saina
Hanadio ny fonay
Hanamarina anay
Hanitsy ny làlanay
Hameno Fitiavana
Fahendren'ny fo Fanahy
2/ Maro ny Fankam-panahy
Mahatonga ahiahy
Nefa ampy fvhzpph ho anay
Ianao Fanahy Masina
Ref:(...)
3/ Fanahy poaqkjm yesiugwh Masina ô midina
Hanoro ny soa hatrany
Tokinay sy tanjakay
Amin'ny fiainanay
Ref:(...)
Lanto Ravel A/C
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKAHits : 210
Likes : 0 Like
Created by : Makbank
Date : 15/06/2026 08:40
